Š Lalasoa Berīnson 2010-12 

 

 

Eritreritra sy penina

 

 

Sady midika tanjaka no midika fahalemena ny mamboraka ny ao am-po tsy miloaka. Misy tokoa zavatra tokony hitoetra ho tsiambaratelon'ny tena irery. Misy koa anefa zavatra tokony hambara sy tokony hampahafantarina ny manodidina ny tena dieny mbola velon'aina. Ity antony farany ity no nanosika ahy hanonta boky amboaran-tononkalo voafantina.

 

Ny boky Anakampoko dia natao ho anao:

* zanaka

* reny

* ray

* namana

* olon-tiana

mankafy ny kanto malagasy.

 

 

 

 

Manainga ny fanahy ny teny avy ao am-po...