|
Ny boky Anakampoko dia amidy ao amin'ny Librairie Md Paoly, eny amin'ny Avenue Anakely, na azonao afarana mivantana amiko amin'ny alalan'ny Lberinson@yahoo.com.
Raha misy fanamarihana tianareo atao momba ity tranonkala ity ho fanatsarana ny endriny na ny soratra ato anatiny dia raisina amim-pifaliana ihany koa ny tsikera ataonareo mpamaky.

Tsy nampoiziko ho iny bitsiko no namafa ranomaso...
|