© Lalasoa Berïnson 2010-12 

 

Ny boky

 

Anakampoko dia amboaran-tonokalo mirakitra tononkalo miisa 110 voalahatra ao anaty lohahevitra dimy izay ireto avy: fon-janaka, fo manantena, fo mitia, fo mamoy, fon-dreny.

 

Ireo efa namaky ny boky dia afa-po amin'ny teny sy hafatra entiny ary mangetaheta sahady hamaky ny manaraka. Ireo tononkalo ao anatiny dia mirakitra ireo eritreritra, fihetseham-po, nofinofy anakampoko, tena izy na sandoka, tena izy sady sandoka.

 

Ireto avy ny lohatenin'ireo tononkalo ao anatiny: 

 

FON-JANAKA

Rehefa tsy eo ianao

Ho rehareha

Reny sady ray

Dada, tiako indrindra

Fetin’i Mama

Tsy ho tana

Aza kivy

Iny zandriko iny

Soa tsy nisy

Renin-janaka

Tsikombakomba

Manoto

Ny lalanao, ry Neny

Raiko tena hafa

Rehefa mihaona isika

Lalasoa

 

FO MANANTENA

Somonganao 

Raha vitanao

Rahoviana no…

Hay ianao no tazany

Misy ny fitiavana

Hay ve koa ianao

Fa raha ianao

Ataovy tena izy

Embona

Ny foko hitomany

Moa ianao ve?

Dia ny volana

Tsy tiako

Sambatra hoy ianao

Ny foko sy fonao

Tsy ny anio ihany

Lazao ahy

Aty Eropa aty

Mifosa

Misy foko

Olon-kafa mihitsy

Misy ianao

Sioka

Antsoantso

 

FO MITIA

Fo midoboka 

Avereno

Ianao fa tsy izy

Ny sandrinao ireto

Alohan’ny ahafatesako

Ny fofonainao

Maty tia anao

Ilay rehefa

Nofinofoko

Ny nahitako anao

Manonofy atoandro

Tsy misy

Ataoko hoe ianao

Banga anao

Namana

 

  Amiko

  Ny namako

  Etsy

  Rakitra

  Ry mpivady vao

  Raha atambatambatra

  Taona vao

  Rehefa fety

  Iny tiako iny

  Ahoana

  Eloko

  Mampirafy

 

  FO MAMOY

  Fony izaho irery

  Tiako alevina

  Afoiko

  Firifiry

  Tsy fo

  Tsy mety hihaona

  Noheveriko

  Tsy niniana

  Niova tamin’iny ihany

  Rendrarendra

  Ny lasa

  Ora farany

  Masoandroko

  Ny maso manga koa

  Tsy mbola izao

  Tsy hadisoanao

  Izaho fa tsy izy

  Anontanio ahy

  Tsy azoko

  Ka inona

  Nahoana re

  Ry eritreritro

  Fitia fahazaza

  Tsiaro ihany  

  Ny foko aleo hatory

  Ny habakabaka

  Atrakako ny loha

  Ataoko toy ny hoe

 

  FON-DRENY

  Mbola kely ianao

  Ny firariako

  Fehy mamatotra

  Tiako ianao

  Sambatra àry ve ianao?

  Matoky anao

  Fony ianao vao teraka

  Aza sosotra amiko

  Mbola eto Neny

  Ahy fa tsy ahy

  Raha tsy ianao

  Tsy reny toy ny anao

  Ady ny fiainana

  Ry zandry tiana

  Any ho any

 

 

 

Mba toy ny toetr'andro koa ny foko ato anatiko...