Fandraisana

 

Samy mirakitra poezia ny olona tsirairay avy...

Sady midika tanjaka no midika fahalemena ny mamboraka ny ao am-po tsy miloaka.

Misy tokoa zavatra tokony hitoetra ho tsiambaratelon'ny tena irery.

Misy koa anefa zavatra tokony hambara sy tokony hampahafantarina ny manodidina ny tena dieny mbola velon'aina.

Ity antony farany ity no nanosika ahy hanonta boky amboaran-tononkalo voafantina.

 

Ny boky Anakampoko dia natao ho anao:

* zanaka

* reny

* ray

* namana

* olon-tiana

mankafy ny kanto malagasy.

Ireo pejy ho hitanao ato:

 

Ny asa soratro mirakitra

ireo tononkalo voafantina nosoratako teo anelanelan’ny taona 90 hatramin’ny 2010

 

 

Santionan-tononkalo

Mbola kely ianao

Raha...

Aza sosotra amiko

 

Ny boky Anakampoko

dia amidy ao amin'ny

Librairie Md Paoly, eny amin'ny Avenue Anakely na...

 

Ny blaogiko koa dia mirakitra

famakafakana boky, tononkalo ary tantara fohy samy hafa

Manainga ny fanahy ny teny avy ao am-po...

Copyright © Lalasoa Berïnson 2010-2017